Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 3:12 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa maro ny mpisorona sy ny Levita ary ny lohan'ny fianakaviana, dia ny antitra izay efa nahita ny trano voalohany, no nitomany mafy dia mafy, nony naorina teo imasony izany trano izany; nefa maro kosa no nanandratra ny feony nihoby sy nifaly;

Vakio ny toko manontolo Ezra 3

Jereo Ezra 3:12 amin'ny teny manodidina.