Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 2:68 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny sasany tamin'ny lohan'ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon'i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin'ny sitrapo hananganana ny tranon'Andriamanitra eo amin'ilay efa niorenany.

Vakio ny toko manontolo Ezra 2

Jereo Ezra 2:68 amin'ny teny manodidina.