Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 2:42 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezra 2

Jereo Ezra 2:42 amin'ny teny manodidina.