Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 10:30-34 Malagasy Bible (MG1865)

30. ary ny avy tamin'ny taranak'i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase;

31. ary ny avy tamin'ny taranak'i Harima dia Eliezera sy Jisia sy Malkia sy Semaia sy Simeona

32. sy Benjamina sy Maloka ary Semaria;

33. ny avy tamin'ny taranak'i Hasoma dia Matenay sy Matata sy Zabada sy Elifeleta sy Jeremay sy Manase ary Simey;

34. ny avy tamin'ny taranak'i Bany dia Maday sy Amrama sy Oela

Vakio ny toko manontolo Ezra 10