Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 10:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny hita teo amin'ny taranaky ny mpisorona izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia izao: Ny teo amin'ny taranak'i Jesoa, zanak'i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia;

Vakio ny toko manontolo Ezra 10

Jereo Ezra 10:18 amin'ny teny manodidina.