Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 10:14 Malagasy Bible (MG1865)

koa aoka ny mpanapaka anay no hitoetra eto ho solon'ny fiangonana rehetra, ary ny olona rehetra any amin'ny tanànantsika avy izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny no aoka hankatį»³ amin'izay fotoan'andro hatao, ary hiaraka aminy koa ny loholony isan-tanàna sy ny mpitsara ao, mandra-pahavitan'izany raharaha izany sy ny hialan'ny firehetan'ny fahatezeran'Andriamanitsika amintsika.

Vakio ny toko manontolo Ezra 10

Jereo Ezra 10:14 amin'ny teny manodidina.