Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 10:11 Malagasy Bible (MG1865)

Koa mitsora amin'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, ka ataovy ny sitrapony; ary misaraha amin'ny olona tompon-tany sy ny vehivavy hafa firenena.

Vakio ny toko manontolo Ezra 10

Jereo Ezra 10:11 amin'ny teny manodidina.