Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 10:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola nivavaka sy nitsotra Ezra sady nitomany sy niankohoka teo anoloan'ny tranon'Andriamanitra, dia nivory teo aminy ny olona maro be avy tamin'ny Isiraely, na lehilahy, na vehivavy mbamin'ny ankizy madinika; fa nitomany mafy dia mafy koa ny olona.

Vakio ny toko manontolo Ezra 10

Jereo Ezra 10:1 amin'ny teny manodidina.