Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 9:9 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Izy tamiko: Lehibe dia lehibe ny heloky ny taranak'ny Isiraely sy ny Joda, ary feno ran'olona nalatsaka ny tany, sady feno fitsarana miangatra ny tanàna, satria hoy izy: Jehovah efa nahafoy ny tany ary Jehovah tsy mahita.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 9

Jereo Ezekiela 9:9 amin'ny teny manodidina.