Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 9:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny voninahitr'Andriamanitry ny Isiraely efa niakatra niala teo amin'ny kerobima, izay nitoerany, ho eo amin'ny tokonam-baravaran'ny trano, ary Izy niantso ilay olona nitafy rongony, totsy izay nisy fitoeran-dranomaintin'ny mpanoratra teo am-balahany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 9

Jereo Ezekiela 9:3 amin'ny teny manodidina.