Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 8:17 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany, ry zanak'olona? Moa ataon'ny taranak'i Joda ho kely loatra va ny nanaovany ny fahavetavetana izay ataony eto, no fenoiny fampahoriana koa ny tany, ka mampahatezitra Ahy lalandava izy; ary indro izy nanainga ny rantsan-kazo ho amin'ny orony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 8

Jereo Ezekiela 8:17 amin'ny teny manodidina.