Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 8:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy olona fito-polo lahy, isan'ny loholon'ny taranak'Isiraely, nitsangana teo anoloan'ireo, ary Jazania, zanak'i Safana, nitsangana teo afovoany, samy nitondra ny loviany fandoroana ditin-kazo manitra teny an-tànany avy, ary ny setroky ny ditin-kazo manitra dia nidonata.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 8

Jereo Ezekiela 8:11 amin'ny teny manodidina.