Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 8:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro fahadimy tamin'ny volana fahenina tamin'ny taona fahenina, raha nipetraka tao an-tranoko aho, ary nipetraka teo anatrehako ny loholon'ny Joda, dia nilatsaka tamiko ny tànan'i Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 8

Jereo Ezekiela 8:1 amin'ny teny manodidina.