Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 7:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ny volafotsiny dia harianay eny an-dalambe, ary ny volamenany hataony ho maharikoriko, ny volafotsiny sy ny volamenany tsy hahavonjy azy amin'ny andro fahatezeran'ny Jehovah Tsy hahavoky ny fanahiny na hahafeno ny kibony izany, fa tonga fahatafintohinana mahameloka azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 7

Jereo Ezekiela 7:19 amin'ny teny manodidina.