Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 5:7 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Satria ianareo nitabataba mihoatra noho ny firenena manodidina anareo ka tsy nandeha araka ny didiko na nanaraka ny fitsipiko sady tsy nanaraka ny fitsipiky ny firenena izay manodidina anareo aza,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 5

Jereo Ezekiela 5:7 amin'ny teny manodidina.