Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 48:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lavany sisa mifanolotra amin'ny anjara masina voatokana dia iray alina atsinanana ary iray alina andrefana, ary hifanolotra amin'ny anjara masina voatokana izany; ary ny vokany hohanin'ny mpiasa ao an-tanàna.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 48

Jereo Ezekiela 48:18 amin'ny teny manodidina.