Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 48:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ho an'ny mpisorona izany tany masina voatokana izany, dimy arivo amby roa alina ny lavany avaratra, ary iray alina ny sakany andrefana, ary iray alina ny sakany atsinanana, ary dimy arivo amby roa alina ny lavany atsimo; ary ny fitoerana masin'i Jehovah no ho eo afovoany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 48

Jereo Ezekiela 48:10 amin'ny teny manodidina.