Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 47:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary eny amoron'ny ony, eny an-daniny roa, no anirian'ny hazo rehetra fihinam-boa; tsy halazo ny raviny, na ho lany ny voany; fa hamoa voa vaovao isam-bolana izy, satria mivoaka avy ao amin'ny fitoerana masina ny ranony; ary ho fihinana ny voany, ary ho fanafody ny raviny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 47

Jereo Ezekiela 47:12 amin'ny teny manodidina.