Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 47:1 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nentiny niverina ho eo amin'ny varavaran'ny trano aho; ary, indro,nisy rano niboika avy eo atsinanana eo ambanin'ny tokonan'ny trano; fa manatrika ny atsinanana ny trano, ary ny rano nidina avy teo ambanin'ny lafiny ankavanan'ny trano teo atsimon'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 47

Jereo Ezekiela 47:1 amin'ny teny manodidina.