Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 46:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr'ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa; ary ny amin'ny zanak'ondry dia araka izay tiany, ary ny diloilo dia iray hina isan'efaha.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 46

Jereo Ezekiela 46:7 amin'ny teny manodidina.