Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 46:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy tamiko: Io no fitoerana fahandroan'ny mpisorona ny fanati-panonerana sy ny fanatitra noho ny ota sy hanendasany ny fanatitra hohanina, mba tsy hitondrany azy mivoaka lò any amin'ny kianja ivelany hanamasina ny olona.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 46

Jereo Ezekiela 46:20 amin'ny teny manodidina.