Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 46:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'ny andro firavoravoana sy ny fotoam-pivavahana dia iray efaha no ho fanatitra hohanina isam-bantotr'ombilahy iray, ary iray efaha isan-ondrilahy iray, ary ny amin'ny zanak'ondry, dia araka izay tiany, ary ny diloilo dia eran'ny hina isan-efaha.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 46

Jereo Ezekiela 46:11 amin'ny teny manodidina.