Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 45:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ho anjara masina amin'ny tany izany ka ho an'ny mpisorona, mpanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina, dia izay manatona hanao fanompoam-pivavahana ho an'i Jehovah, ary ho fitoeran'ny tranony sy ho tany masina hasiana ny fitoerana masina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:4 amin'ny teny manodidina.