Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 45:25 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'ny volana fahafito, amin'ny andro firavoravoana, dia hanatitra tahaka izany koa hafitoana izy, na ny fanatitra noho ny ota, na ny fanatitra dorana, na ny fanatitra hohanina, na ny diloilo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:25 amin'ny teny manodidina.