Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 45:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'izany andro izany ny mpanjaka dia hanatitra vantotr'ombilahy iray hatao fanatitra noho ny ota ho an'ny tenany sy ny vahoaka rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:22 amin'ny teny manodidina.