Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 45:18 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Raha mby amin'ny andro voalohany amin'ny volana voalohany dia haka vantotr'ombilahy tsy misy kilema ianao ka hanadio ny fitoerana masina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:18 amin'ny teny manodidina.