Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 45:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ondry iray isan-droanjato amin'ny tanin'ny Isiraely izay azon-drano no haloanareo hatao fanatitra hohanina sy fanatitra dorana ary fanati-pihavanana, mba hanaovana fanavotana ho an'ny vahoaka, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:15 amin'ny teny manodidina.