Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 45:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa zarainareo araka ny filokana ny tany mba ho lova, dia hisy hatokanareo ho fanatitra ho an'i Jehovah, dia anjara masina amin'ny tany; ny lavany dia indimy arivo sy roa alin'ny volotara, ary ny sakany iray alina. Ho masina any amin'ny fari-taniny rehetra manodidina izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:1 amin'ny teny manodidina.