Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 44:7 Malagasy Bible (MG1865)

dia ny nitondranareo vahiny tsy mifora fo na nofo hitoetra ao amin'ny fitoerako masina mba handoto ny tranoko tamin'ny nanateranareo ny haniko, dia ny sabora sy ny rà, ka dia nivadika ny fanekeko ireo ho fanampin'ny fahavetavetanareo rehetra;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44

Jereo Ezekiela 44:7 amin'ny teny manodidina.