Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 44:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny santatry ny voaloham-bokatra rehetra avy amin'ny zavatra rehetra sy ny fanatitra rehetra izay alaina amin'ny zavatra atao fanatitra dia ho an'ny mpisorona; ary ny santatry ny kobanareo voafetafeta dia homenareo ny mpisorona koa, mba hampitoerana fitahiana ao an-tranonao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44

Jereo Ezekiela 44:30 amin'ny teny manodidina.