Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 44:3 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa kosa ny mpanjaka no mahazo mipetraka ao hihinan-kanina eo anatrehan'i Jehovah, satria mpanjaka izy; amin'ny lalana mankamin'ny lavarangan'ny vavahady no hidirany, ary amin'ny lalana nalehany ihany toa no hivoahany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44

Jereo Ezekiela 44:3 amin'ny teny manodidina.