Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 44:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mivoaka ho any amin'ny kianja ivelany hankany amin'ny olona izy, dia hesoriny ilay fitafiana nentiny nanao fanompoam-pivavahana, ka havelany ao amin'ny efi-trano masina, ary hitafy fitafiana hafa izy, fa tsy hanamasina ny olona amin'ireny fitafiany ireny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44

Jereo Ezekiela 44:19 amin'ny teny manodidina.