Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 43:8 Malagasy Bible (MG1865)

tamin'ny nametrahany ny tokonam-baravaran'ireny teo anilan'ny tokonam-baravarako sy ny tolan'ireny teo anilan'ny tolako, rindrina ihany no teo anelanelako sy ireny, dia nolotoiny tamin'ny fahavetavetana nataony ny anarako masina; ka dia nahalany ringana azy tamin'ny fahatezerako Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:8 amin'ny teny manodidina.