Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 43:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny rindriny dia efatra ambin'ny folo hakiho ny lavany, sy efatra ambin'ny folo hakiho koa ny sakany, amin'ny lafiny efatra; ary ny koronosiny manodidina dia antsasaky ny hakiho; ary ny fara-vodiny dia iray hakiho manodidina; ary ny ambaratongany dia manatrika ny atsinanana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:17 amin'ny teny manodidina.