Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 42:12 Malagasy Bible (MG1865)

ary tahaka ny varavaran'ny efi-trano eo amin'ny atsimo dia nisiana varavarana koa teo amin'ny fiandohan'ny lalana, dia ilay lalana eo anoloan'ny ampiantany mifanolotra aminy, dia ny lalana avy eo amin'ny atsinanana, raha miditra ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 42

Jereo Ezekiela 42:12 amin'ny teny manodidina.