Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:46 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny efi-trano manatrika ny avaratra kosa dia ho an'ny mpisorona izay mitandrina ny anjara-raharaha ny amin'ny alitara, ireo dia taranak'i Zadoka, izay isan'ny taranak'i Levy, ka manatona an'i Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ho Azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:46 amin'ny teny manodidina.