Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:42 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy latabatra efatra natao tamin'ny vato voapaika ho amin'ny fanatitra dorana, iray hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany koa ny sakany, ary iray hakiho ny hahavony; teo no nametrahany ny zavatra famonoana ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:42 amin'ny teny manodidina.