Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ralehilahy tamiko: Ry zanak'olona, mijere amin'ny masonao, ary mihainoa amin'ny sofinao, ary aoka ny fonao handinika izay rehetra hasehoko anao; fa ny hanehoako anao izao no nitondrana anao eto. Ambarao amin'ny taranak'Isiraely izay rehetra hitanao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:4 amin'ny teny manodidina.