Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy varavarankely teo aminy sy teo amin'ny tohany manodidina, dia tahaka ireo varavarankely ireo ihany koa, ka dimam-polo hakiho ny lavany, ary dimy amby roa-polo hakiho ny sakany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:25 amin'ny teny manodidina.