Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fahitana avy amin'Andriamanitra no nitondrany ahy ho any amin'ny tanin'ny Isiraely, ka napetrany teo an-tendrombohitra avo dia avo aho, ary nisy nitarehin-tanàna teo amin'ny ilany atsimo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:2 amin'ny teny manodidina.