Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:19 Malagasy Bible (MG1865)

Dia norefesiny koa ny sakany hatreo anoloan'ny vavahady ambany ka hatreo anoloan'ny kianja anatiny, dia hatreo amin'ny ivelany, ka zato hakiho, dia teo atsinanana sy teo avaratra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:19 amin'ny teny manodidina.