Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy nifefy teo anoloan'ny trano fiambenana, ka iray hakiho avy no teo an-daniny roa; ary ny trano fiambenana, dia enina hakiho ny tamin'ny lafiny iray, ary enina hakiho koa ny tamin'ny lafiny iray.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:12 amin'ny teny manodidina.