Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 4:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izaho: Indrisy Jehovah Tompo ô, indro tsy voaloto ny fanahiko; fa hatry ny fony aho mbola tanora ka mandraka ankehitriny dia tsy mba nihinana izay fatin-javatra na izay noviraviraim-biby akory aho; ary tsy mbola nikasika ny vavako akory izay nofo fahavetavetana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 4

Jereo Ezekiela 4:14 amin'ny teny manodidina.