Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 39:28 Malagasy Bible (MG1865)

dia ho fantany fa Izaho Jehovah no Andriamaniny amin'ny ampandehanako azy ho babo any amin'ny firenena sy amin'ny anangonako azy ho any amin'ny taniny, ka tsy hisy hafoiko any izy na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:28 amin'ny teny manodidina.