Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 39:25 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ankehitriny dia hampodiko avy amin'ny fahababoany Jakoba, ary hamindrako fo ny taranak'Isiraely rehetra; ary hiseho ho saro-piaro noho ny amin'ny anarako masina Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:25 amin'ny teny manodidina.