Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 38:17 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Moa ianao va ilay nampilazaiko ny mpanompoko hatramin'ny fahiny, dia ny mpaminanin'ny Isiraely, izay naminany ela tamin'izany andro izany ny hampakarako anao hamely azy?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 38

Jereo Ezekiela 38:17 amin'ny teny manodidina.