Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 38:14 Malagasy Bible (MG1865)

Koa maminania, ry zanak'olona, ka ataovy amin'i Goga hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Moa amin'izany andro hitoeran'ny Isiraely oloko mandry fahizay izany dia tsy ho fantatrao va izany?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 38

Jereo Ezekiela 38:14 amin'ny teny manodidina.