Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 38:12 Malagasy Bible (MG1865)

mba hamabo sy handroba ary hamely indray izay efa rava, saingy vao misy mponina ankehitriny izao, ary ny firenena izay nangonina avy tany amin'ny jentilisa sady nihary omby sy fananana, dia ireo mitoetra ao amin'ny foiben'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 38

Jereo Ezekiela 38:12 amin'ny teny manodidina.