Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 37:9 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Izy tamiko: Maminania amin'ny fofonaina, eny, maminania. ry zanak'olona, ka ataovy amin'ny fofonaina hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Manatona avy amin'ny rivotra efatra, ry fofonaina, ka tsotsofy ireo voavono ireo, mba ho velona izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:9 amin'ny teny manodidina.