Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 37:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hanao fanekem-pihavanana ho azy Aho, ka ho fanekena mandrakizay eo aminy any, ary hametraka sy hahamaro azy Aho sady hametraka ny fitoerako masina eo aminy mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:26 amin'ny teny manodidina.